| Entrée | 1 Rahajarizafy Antoine de Padoue |
| Mots élémentaires | 2 Rahajarizafy, 3 Antoine, 4 Padoue |
| Partie du discours | 5 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
6 Antoine de Padoue Rahajarizafy (1911-1974)
7 teraka tao Antananarivo tamin'ny 7 avril 1911; 8 rainy, J.-B. Rahajarizafy, anisan'ny mpanoratra malaza 9 tamin'ny androny. Tao amin-dry Frères des Ecoles Chrétiennes 10 tao Andohalo (1918-1920) sy tao amin'ny Collège Saint-Michel 11 (1921-1923) no nianatra talohan'ny nidirany tao amin'ny 12 Petit Séminaire tao Ambohipo; nanohy ny fianarany sy ny fiomanany 13 ho Pretra hatrany; nohamasinina ho Pretra tamin'ny 1941. 14 Anisan'ny ny nanetsika azy handalina ny teny sy ny fahendrena malagasy, 15 dia ny fahitany fa tsy mba nampianarina araka ny tokony ho izy ny teny, 16 ny literatiora, ny tantara... malagasy. Teo am-piomanana 17 ho pretra, nahatsapa koa fa tsy hiorim-paka ny fivavahana kristianina 18 raha tsy aorina amin'ny tena maha-malagasy ny Malagasy ny fampidirana 19 sy ny fampianarana ny fivavahana. Anisan'ny nanaitra azy indrindra 20 tamin'ny boky novakiny: Gandhi, Tagore, Confucius, Descartes, Bergson... 21 Nisahana raharaha maro: nampianatra, nikarakara ny Tanora, nikarakara 22 ny famoianarana katolika teto Antananarivo, lehiben'ny 23 Petit Séminaire, Curé ao Ambatonilita. [2.298] |
| Explications en français |
24 jésuite, pedagogue, enseignant en malgache, il publie de nombreux ouvrages
25 sur l'histoire merina [...] sur la morale traditionelle [...] 26 et sur la langue elle-même [1.59] |
| Vocabulaire | 27 Littérature: auteurs |
| Ouvrages littéraires |
28 Essai sur la Grammaire Malgache 29 Filozofia Malagasy 30 Hanitra Nentin-drazana 31 Ny kabary 32 Ny Ohabolana Malagasy 33 Ny Ombalahibemaso |
| Mis à jour le 2025/11/20 |
|